Auguste Comte
Fiseho
| Auguste Comte | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Auguste Comte | ||
| Teraka | 19 Janoary 1798 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 5 Septambra 1857 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Frantsa | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Auguste Comte dia filôzôfy mizaka ny zom-pirenen'i Frantsa teraka ny 19 Janoary 1798 tao Montpellier ary maty ny 5 Septambra 1857 tao Paris
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Ny vadiny dia Caroline Massin.
